plt_tn/psa/031/010.md

28 lines
669 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa reraka amin'alahelo ny aiko
Eto "ny fiainako" dia manondro ny mpanoratra. DH: "Tonga tena reraka aho"
# amin'alahelo ... amin'ny fisentoana
"nohon'ny alaehloko ... nohon'ny fisentoako"
# ny taonako amin'ny fisentoana
Ny andianteny hoe "dia reraka" dia tsy misy eto, nefa mahalaza izany. DH: "reraky ny fisentoana ny taonako"
# Lefy ny heriko
Eto "ny heriko" dia manondro ny mpanoratra. DH: "tonga reraka aho"
# mihalany ny taolako
Eto "ny taolako" dia manondro ny fahasalamana ara-batan'ny mpanoratra. DH: "mihalefy ny fahasalamako"
# manamavo ahy ny olona
"manao tsinontsinona ahy ny olona"
# rikoriko amin'izay manjo ahy
"tohana amin'ny mahazo ahy"