plt_tn/psa/018/030.md

20 lines
994 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ampinga ho an'izay rehetra mialoka aminy Izy
Ny ampinga miaro ny miaramila. Davida miteny toy ny hoe ampinga miaro azy Andriamanitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 3:3. DH: "Ianao, ry Yaveh, no miaro ahy tahaka ny ampinga ny olon-drehetra mialoka ao aminao."
# Fa iza no Andriamanitra afa-tsy Yaveh? Iza no vatolampy afa-tsy Yaveh?
Ny dikan'ny valinteny dia hoe tsy misy. DH: "Yaveh irery ihany no Andriamanitra! Ny Andriamanitsika ihany no vatolampy!"
# vatolampy
Davida miteny an'i Yaveh toy ny hoe vatolampy izay azony hiainihana Izy mba hanalavirana ireo fahavalony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 18:2.
# mametraka hery ato anatiko toy ny fehin-kibo
Andriamanitra manome hery an'i Davida toy ny hoe sombin'akanjo izany.
# mametraka ny olona tsy misy tsiny eo amin'ny lalany
Davida eto dia miteny ny miaina fiainana izay ankasitrahan'Andriamanitra toy ny hoe napetraka eo amin'ny lala-marina izy. DH: "manao ny olona tsy manana tsiny hiaina amin'ny fiainana marina"