plt_tn/pro/31/30.md

20 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fitaka ny fahatsarana
Ny anarana hoe "fahatsarana" dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra. "Nety hamitaka olona ny vehivavy tsara" na "Mety ho tena ratsy tokoa ny vehivavy miseho ho manana fomba tsara" Adikao araka ny ao amin'ny 11:15 io.
# zava-poana ny hatsaran-tarehy
Ny anarana hoe "hatsaran-tarehy" dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra. DH: "tsy ho manja foana ny vehivavy tsara tarehy"
# ho deraina izy
Io dia azo adika hoe DH: "hidera azy ny olona"
# ny vokatry ny tanany
Ny vola izay azony avy amin'ny asa nataony tamin'ilay volon'ondry sy rongony (31:13) dia resahina toy ny hoe vokatra izay maniry amin'ny hazo. Ny tanana dia fibangoan-teny ilazana ny olona. DH: "ny vola izay azony" Adikao araka ny ao amin'ny 3:16.
# aoka ny asany hidera azy eny amin'ny vavahady
Ny asany no hiderana azy fa tsy hidera azy. Ireo izay "eny amin'ny vavahady" dia olona ambony eo amin'ny tanàna izay nitantana fandraharana sy raharahan'ny fitsarana teo akaikin'ny vavahadin'ny tanàna. DH: "hidera azy anie ireo olona ambony eo amin'ny tanàna nohon'ny asa vitany"