plt_tn/pro/30/15.md

48 lines
1.6 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny dinta manan-janaka vavy roa
Ohatra maneho ny zavatra izay mitady bebe kokoa hatrany io. DH: "Ny tsy fahononan-tena dia manan-janaka vavy roa"
# dinta
karazan-kankana izay miraikitra amin'ny hoditra ary mitsentsitra ny rà
# "Omeo, Omeo" hoy ny fihiakiakany
Ny mety ho heviny iray hafa dia hoe "ary samy Omeo Aho no anarany."
# Misy zavatra telo izay tsy mety afapo, efatra izay tsy mba milaza mihitsy hoe: "Ampy izay"
Ny fampiasana ny isa "telo" sy "efatra" miaraka eto dia fomba fanehoana ny hay kanto. DH: "Misy zavatra efatra izay tsy mety afapo, izay tsy mba milaza mihitsy oe: ''Ampy izay"
# tsy mety afa-po
Io dia azo adika hoe DH: "mitady mihoatra hatrany"
# ny tany tsy vonton-drano
Ny tany izay tsy mamokatra hanina intsony satria tsy nisy orana dia resahina toy ny hoe olona izay tsy ampy rano ho sotroina.
# mandrabiraby ny fankatoavana ny reny
Ny teny hoe "fankatoavana"—izay anarana azo adika amin'ny endrika matoanteny—dia fibangoan-teny ilazana ilay reny mihitsy. DH: "mihevitra ny reniny hoe tsy misy dikany ary tsy mankatoa azy"
# ny mason'izany ...volotoro
Ambaran'ny mpanoratra amin'ny fanomezana kisarisary roa maneho ny manjo izay olona izay maty lavitra ny fitoeran'ny olona fa ho faty ilay olona.
# ho tsaingohan'ny goaika any an-tsaha ny mason'izany
Io dia azo adika hoe DH: "ny goaika any an-dohasaha dia hitsaingoka ny masony"
# goaika
vorona lehibe, mamirapiratra izay mihinana zava-maniry sy fatim-biby
# ho lanin'ny volotoro izy
Io dia azo adika hoe DH: "hihinana azy ny volotoro"
# volotoro
iray amin'ireo vorom-be maro izay mihinana fatim-biby ary kely loha sady tsy misy volo