12 lines
562 B
Markdown
12 lines
562 B
Markdown
|
# mandoka ny namany
|
||
|
|
||
|
toa hoe milaza zavatra tsy marina amin'ny namany mba hanaovan'ilay namana izay tian'ilay miteny hampanaovina azy
|
||
|
|
||
|
# mamelatra harato ho an'ny tongony
|
||
|
|
||
|
Ampitahain'ny mpanoratra amin'ny famelarana fandrika hahazo ilay olona ny fandokafan'ny olona iray. DH: "mametraka fandrika hahavoa izany olona izany"
|
||
|
|
||
|
# Ao amin'ny fahotan'ny ratsy fanahy ny fandrika
|
||
|
|
||
|
Rehefa manota ny olon-dratsy iray, dia toy ny hoe mandingana ho ao amin'ny fandrika izy. Maniry ny hanao ratsy amin'ny hafa izy, saingy ho ampiasain'Andriamanitra hamaizana azy ny ataony.
|