20 lines
872 B
Markdown
20 lines
872 B
Markdown
|
# Tahaka ny liona mierona na bera miremby ny mpanapaka ratsy fanahy eo amin'ny olona mahantra
|
||
|
|
||
|
Ny olo-mahantra izay tsy afa-manoatra manohitra ny mpanapaka ratsy dia ampitahaina amin'ny olona izay misy liona mierona na bera manafika azy.
|
||
|
|
||
|
# bera miremby
|
||
|
|
||
|
Ny bera dia biby lehibe, masiaka, ary mampidi-doza izay mandeha amin'ny tongotra efatra ary misy hoho sy nify maranitra.
|
||
|
|
||
|
# Ny mpanapaka tsy ampy fahazavan-tsaina
|
||
|
|
||
|
Ny anarana hoe "fahazavan-tsaina" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "ny mpanapaka izay mahatakatra"
|
||
|
|
||
|
# mpampahory
|
||
|
|
||
|
olona izay mitondra ny olona amin'ny fomba henjana ary manasarotra ny fiainan'izy ireo
|
||
|
|
||
|
# hampitombo ny androny
|
||
|
|
||
|
Ireo mety hoe heviny dia 1) fomba fiteny izay midika hoe velona mandritra ny fotoana bebe kokoa io. DH: "ela velona" na 2) fomba fiteny izay midika fanitarana ny faharetan'ny fanjakany io. DH: "hanjaka ela kokoa"
|