plt_tn/pro/26/09.md

16 lines
653 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Toy ny tsilo ... ny ohabolana ao am-bavan'ireo adala
Azo ambara mazava ny fitovian'ireo roa ireo. DH: "Ny ohabolana eo am-bavan'ny adala dia mampidi-doza tahaka ny tsilo tafiditra amin'ny tanan'ny mamo lava"
# Toy ny tsilo izay milentika ao an-tanan'ny mamo lava
Ireo mety hoe heviny dia 1) raha misy olona mamo mitazona tsilo, dia hanindrona ny tanany ny tsilo na 2) raha tezitra ny olona iray, dia handray tsilo ary hanipy izany amin'ny olona. Ho an'ity hevitra faharoa ity, ny teny hoe "tsilo" dia maneho hazo matsilotsilo.
# ao am-bavan'ireo adala
"amin'ny tenin'ny adala" na "izay lazain'ny adala"
# manakarama adala
"manome asa ny adala"