20 lines
994 B
Markdown
20 lines
994 B
Markdown
|
# Valio ny adala ary miraisa amin'ny adalany
|
||
|
|
||
|
Ny firaisana amin'ny adalan'ny adala amin'ny famaliana azy dia maneho ny famaliana azy amin'ny fomba adaladala. DH: "Valio araka ny adalany ny adala" na "Valio amin'ny fiadaladalana ny adala"
|
||
|
|
||
|
# dia tsy ho hendry eo imasony ihany izy
|
||
|
|
||
|
Ny hoe eo imasony dia maneho ny fahitana, ary ny fahitana dia maneho fihevitra sy fitsarana. DH: "mba tsy hanjary ho hendry araka ny fitsarany ihany izy" na "mba tsy hihevi-tena ho hendry izy"
|
||
|
|
||
|
# Na iza na iza mandefa hafatra amin'ny tanan'ny adala
|
||
|
|
||
|
Eto ny tanana dia maneho ny andraikitry ny adala amin'ny fitondrana hafatra. DH: "Izay rehetra mandefa adala hitondra hafatra"
|
||
|
|
||
|
# manapaka ny tongony ihany sady misotro herisetra
|
||
|
|
||
|
Ny fanapahana ny tongotry ny olona iray sy ny fisotroana herisetra dia ilazana ny famelezana ny tena. DH: "mameli-tena tahaka ny olona izay manapaka ny tongony ihany sady misotro herisetra"
|
||
|
|
||
|
# misotro herisetra
|
||
|
|
||
|
Ny herisetra dia resahina toy ny hoe rano izay afaka sotroin'ny olona.
|