20 lines
814 B
Markdown
20 lines
814 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). Tohin'ny famaritana ny olona mamo ity.
|
||
|
|
||
|
# mandry eo an-tampon'ny andrin-tsambo
|
||
|
|
||
|
Ny toerana eo amin'ny andrin-tsambo izay handrian'ny olona dia azo atao mazava. DH: "matory eo amin'ny sobika eo akaikin'ny andrin-tsambo"
|
||
|
|
||
|
# andrin-tsambo
|
||
|
|
||
|
ilay tsangatsangana hazo izay hamatorana ny lain'ny sambo am-pandehanana
|
||
|
|
||
|
# Namely ahy ireny, ... fa tsy voa aho. Nikapoka ahy ireny, fa tsy tsapako izany.
|
||
|
|
||
|
Satria tsy misaina tsara ilay olona mamo, dia mihevitra izy fa misy olona hafa mamely sy mamono azy, kanefa tsy mahatsapa fanaintainana izy ary tsy mahatsiaro na inona na inona
|
||
|
|
||
|
# Rahoviana aho no hifoha?
|
||
|
|
||
|
Manontany tena ilay mamo hoe rahoviana indray no hisava ny toakany; rehefa mitsahatra ny fiantraikan'ny divay.
|