20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Ny fanahin'ny olona no jiron'i Yaveh, mitady ireo singa anatiny indrindra
|
||
|
|
||
|
Ny fanahin'ny olona dia resahina toy ny hoe jiro. Manampy azy hahalala ny ao anatiny lalina ny fanahin'ny olona. DH: "Nomen'i Yaveh fanahy hahalala ny ao anatintsika lalina Yaveh, tahaka ny jiro izay mampahita antsika ao amin'ny aizina"
|
||
|
|
||
|
# Tsy fivadiham-panekena sy fahamendreham-pitokisana no miaro ny mpanjaka
|
||
|
|
||
|
Ny tsy fivadiham-panekena sy fahamendreham-pitokisan'ny mpanjaka dia resahina toy ny hoe olona izay miaro ny mpanjaka. DH: "Miaro ny tenany aminy tsy fivadiham-panekena sy fahamendreham-pitokisany ny mpanjaka"
|
||
|
|
||
|
# miaro ny mpanjaka
|
||
|
|
||
|
miaro ny mpanjaka amin'ny ratsy
|
||
|
|
||
|
# ny seza fiandrianany dia voaaron'ny fitiavana
|
||
|
|
||
|
Ny fitiavan'ny mpanjaka dia resahina toy ny hoe olona izay miaro ny fanapahany. DH: "ny seza fiandrianany dia voaaron'ny fitiavany"
|
||
|
|
||
|
# ny seza fiandrianany dia voaaron'ny fitiavana
|
||
|
|
||
|
Eto dia ny "seza fiandrianany" no iresahana ny mpanjaka. DH: "ataon'ny mpanjaka azo antoka fa hanjaka mandritra ny fotoana ela izy amin'ny fanehoana fitiavana amin'ny hafa"
|