plt_tn/pro/19/17.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ireo izay rehetra mihantra ny mahantra dia mampisambotra an'i Yaveh
Raisin'i Yaveh ho fiantrana naseho taminy ny fiantrana aseho amin'ny mahantra. Iray amin'ny fomba iantran'ny olona ny mahantra ny fanomezana. DH: "Ny olona izay manome ho an'ny mahantra dia manome ho an'i Yaveh"
# ny mahantra
Ilazana ireo olo-mahantra io. DH: "ireo olo-mahantra" na "ireo izay mahantra"
# dieny misy fanantenana
Dieny mbola kely ny zaza ary mbola hanaiky fananarana sy fampianarana no tiana lazaina. Azo atao mazava ny hevitr'izany feno. DH: "dieny mbola kely izy" na "dieny mbola azo ampianarina izy"
# ary aza entim-paniriana hamono azy
Ireo mety ho heviny 1) io andian-teny io dia mamaritra ny famaizana ny zanakao. DH: "saingy aza manafay azy mafy loatra ka mety hahafaty azy" na 2) io andian-teny io dia mamaritra ny hoe toy ny ahoana raha tsy manafay ny zanakao ianao. DH: "fa raha tsy manafay azy ianao dia manampy azy hamotika ny tenany"
# entim-paniriana hamono azy
Tapa-kevitra hampitranga zavatra iray no dikan'io fomba fiteny io. DH: "tapa-kevitra ny hamono azy"