28 lines
990 B
Markdown
28 lines
990 B
Markdown
|
# Ny vavan'ny adala ... amin'ny molony
|
||
|
|
||
|
Samy manondro izay lazain'ny adala ireo andian-teny ireo. DH: "Izay lazain'ny adala ... amin'izay lazainy"
|
||
|
|
||
|
# no faharavany
|
||
|
|
||
|
"hamotika azy"
|
||
|
|
||
|
# mamandrika ny tenany
|
||
|
|
||
|
Ny olona izay mahatonga olana sy fahoriana ho an'ny tenany ihany dia resahina toy ny hoe mamandri-tena tahaka ny famandrihan'ny olona ny biby izy. DH: "hahatonga olana ho an'ny tenany ihany izy"
|
||
|
|
||
|
# Ny tenin'ny mpifosa dia toy ny sombin-kanina matsiro
|
||
|
|
||
|
Ny tenin'ny mpifosa maha-te hihaino dia resahina toy ny hoe sakafo matsiro raha hohanina. DH: "Ny tenin'ny mpifosa dia maha-te-hihaino"
|
||
|
|
||
|
# Ny tenin'ny mpifosa
|
||
|
|
||
|
Entina ilazana izay lazain'ny mpifosa io. DH: "Ny teny izay lazain'ny olona mpifosa"
|
||
|
|
||
|
# sombin-kanina
|
||
|
|
||
|
poti-kanina kely
|
||
|
|
||
|
# midina any anatin'ny vatana ireo
|
||
|
|
||
|
Ny tenin'ny mpifosa miditra ao an-tsain'ny olona ka miantraika amin'ny eritreriny dia resahina toy ny hoe sakafo izay miditra ao an-kibo. DH: "ary miditra ao an-tsain'ny olona izany ka miantraika amin'ny eritreriny"
|