plt_tn/pro/17/27.md

16 lines
368 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mampiasa teny fohy
Entina ilazana ny fomba firesahany io. DH: "miresaka amin'ny teny vitsy"
# Na dia adala aza heverina ho hendry
Io dia azo soratana hoe DH: "Na ny olona aza mihevitra fa hendry ny adala"
# manakombom-bava izy
Midika izany fa tsy miteny izy. DH: "tsy miteny"
# heverina ho manan-tsaina
Io dia azo atao hoe DH: "raisin'ny olona ho hendry izy"