8 lines
285 B
Markdown
8 lines
285 B
Markdown
|
# Ny filokana dia atsipy eo am-pofoana
|
||
|
|
||
|
Io dia azo atao hoe DH: "Atsipin'ny olona eo am-pofoany ny filokana"
|
||
|
|
||
|
# ny fanapahan-kevitra dia avy amin'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) Yaveh no manapaka ny fianjeran'ny filokana na 2) tsy ny filokana, fa Yaveh no mamaritra izay hitranga.
|