16 lines
768 B
Markdown
16 lines
768 B
Markdown
|
# Fa amin'izao rehetra izao ny mason'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "maso" dia maneho ny fahafahan'i Yaveh mahita. DH: "Mahita ny zava-drehetra Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# ny ratsy sy ny tsara
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "ratsy" sy "tsara" dia maneho ny olona. DH: "olon-dratsy sy ny olona tsara"
|
||
|
|
||
|
# Ny lela manasitrana dia hazon'aina
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "lela" dia entina ilazana ny teny. resahin'ny mpanoratra toy ny hoe hazo manome sakafo mitondra fahavelomana ny tenin'ny olona izay milaza zavatra manampy sy mankahery ny hafa.
|
||
|
|
||
|
# ny lela mpamitaka dia manorotoro ny fanahy
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "lela mpamitaka" dia ilazana ny teny izay feno fitaka sy mandratra. Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe zavatra izay notorotoroin'ny teny ny olona voaratra na anatin'ny famoizam-po. DH: "mampamoy fo olona ny teny feno fitaka"
|