plt_tn/pro/14/09.md

16 lines
530 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# voasorona ny fanatitra nohon'ny heloka
"amin'ny heloka" na "amin'ny fanatitra nohon'ny heloka." Ny hevitra ambadik'io andian-teny io dia hoe tsy miala tsiny amin'Andriamanitra na amin'ny olona nohon'ny zavatra tsy mety ataony ny adala.
# fa voazara eo amin'ireo mahitsy ny fankasitrahana
Io dia azo atao hoe DH: "fa miara-misitraka ny fankasitrahana ny mahitsy" na "fa miaraka isitrahana eo amin'ny mahitsy ny fankasitrahan'Andriamanitra"
# ngidiny
"alahelo" na "fahoriana"
# tsy misy vahiny
"ireo izay tsy mahalala azy"