plt_tn/pro/12/17.md

12 lines
417 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny tenin'izay miresaka an-kamehana dia tahaka fanindron'ny sabatra
Ny andian-teny hoe "fanindron'ny sabatra" dia maneho teny lozabe izay mandratra ny hafa. DH: "Izay lazain'ny olona tsy am-piheverana dia mety handratra tahaka ny hoe mitrobaka amin'ny sabatra."
# lelan'ny hendry
Ny "lela" dia maneho izay lazain'ny olona iray. "izay lazain'ny olon-kendry"
# mitondra fanasitranana
"mampahery sady manasitrana"