plt_tn/pro/11/07.md

16 lines
284 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny fanantenana izay tao amin'ny tanjan
"ny tokiny amin'ny heriny ihany"
# dia tonga zava-poana
"manjavona"
# Ny olo-marina arovana lavitry ny fahoriana
Io dia azo atao hoe DH: "Miaro ny olona izay manao ny marina amin'ny fahoriana Andriamanitra"
# tonga
"tonga ny fahoriana"