plt_tn/pro/10/12.md

12 lines
479 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny fitiavana manarona
Manao toy ny olona izay mampangina ny disadisa eo amin'ny olona ny fitiavana fa tsy manetsika izany.
# amin'ny molotry ny olona manan-tsaina
Ny "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "amin'izay lazain'ny olona mahay mandray"
# tsora-kazo no ho amin'ny lamosin'ny
Ny "tsora-kazo" dia maneho famaizana mafy, ara-batana aru ny "lamosina" dia maneho ilay olona mandray famaizana. DH: "ny olona izay tsy manan-tsaina dia mila famaizana mafy"