plt_tn/pro/08/22.md

20 lines
455 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny asany voalohany tamin'izany
"izaho no voalohany amin'ireo zavatra nohariany"
# Fahiny ela be
"Taloha efa ela be"
# Fahiny
Ny teny hoe "fahiny" eto dia entina ilazana fe-potoana lava amin'ny ankapobeny.
# ary aho
Azo atao hoe DH: "Noharian'Andriamanitra aho"
# hatramin'ny fiandohan'ny tany
Ny hevitra avy amin'ny hoe fiandohana dia azo adika amin'ny fomba tsy dia mila takarina kokoa. DH: "nanomboka tamin'ny naharian'Andriamanitra ny tany"