12 lines
701 B
Markdown
12 lines
701 B
Markdown
|
# Eo amin'ny tranon'ny ratsy fanahy ny fanozonan'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe zavatra izay apetrak'i Yaveh eo an-tampon-tranon'ny olona ratsy fanahy ny fanozonan'i Yaveh. Ny teny hoe "trano" dia sarinteny entina ilazana ny fianakaviana. DH: "efa nanozona ny fianakavian'ny olona ratsy fanahy Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# mitahy ny fonenan'ny olo-marina kosa Izy
|
||
|
|
||
|
Ny ny teny hoe "fonenana" dia entina ilazana ny fianakaviana. DH: "mitahy ny fianakavian'ny olo-marina Izy"
|
||
|
|
||
|
# manome sitraka ho an'ny olona manetry tena
|
||
|
|
||
|
Resahin'ny mpanoratra toy hoe zavatra omeny ny olona ny sitrak'i Yaveh. DH: "maneho ny fankasitrahany amin'ny olona manetry tena Izy" na "maneho fahasoavana amin'ny olona manetry tena Izy"
|