12 lines
599 B
Markdown
12 lines
599 B
Markdown
|
# ny fandravana ataon'ny ratsy fanahy
|
||
|
|
||
|
Azo atao hoe DH: "rehefa mahatonga fandravana ny ratsy fanahy"
|
||
|
|
||
|
# Yaveh no ho eo anilanao
|
||
|
|
||
|
"ho eo akaikinao Yaveh." Ny olona izay mitsangana eo anilan'ny olona iray hafa dia fomba fiteny izay midika fa hanampy sy hanohana ilay hafa ilay olona iray. DH: "hanohana sy hiaro anao Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# hiaro ny tongotrao tsy ho voan'ny fandrika
|
||
|
|
||
|
Ny olona mizaka fahavoazana avy amin'ny "horohoro" sy "faharavana" dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe voan'ny fandrika. Ny teny hoe "tongotra" dia maneho ny olona manontolo. DH: "hiaro anao amin'ireo izay te hanisy ratsy anao"
|