16 lines
785 B
Markdown
16 lines
785 B
Markdown
|
# Lalan'ny fahalemem-panahy ny lalany ary fiadanana avokoa ny lalany rehetra
|
||
|
|
||
|
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vehivavy ny fahendrena ary ny tombony omen'ny fahendrena ny olona dia toy ny hoe mitarika ny olona amin'ny lalana iray ny fahendrena. DH: "Hitondra anao tsara hatrany ny fahendrena ary hanome fiadanana ho anao"
|
||
|
|
||
|
# Izy no hazon'aina ho an'ireo izay mihazona izany
|
||
|
|
||
|
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe hazo mamoa voankazo manome aina ny fahendrena ary ny olona izay mahazo tombony amin'izany dia tahaka ny hoe nihinana tamin'ilay voankazo. DH: "Ny fahendrena dia tahaka ny hazo izay manohana ny ain'ireo izay mihinana ny voany"
|
||
|
|
||
|
# hazon'aina
|
||
|
|
||
|
"hazo izay manome aina" na "hazo izay manohana ny aina ny voany"
|
||
|
|
||
|
# ireo izay mifikitra amin'izany
|
||
|
|
||
|
"ireo izay mifikitra amin'ny voany"
|