20 lines
1.1 KiB
Markdown
20 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Dia
|
||
|
|
||
|
Milaza ny vokatry ny fahazoana fahazavan-tsaina sy fahamalinana ny mpanoratra.
|
||
|
|
||
|
# handeha amin'ny lalan'ny olona tsara ianao ...hanaraka ireo lalan'ny
|
||
|
|
||
|
Ny fitondran-tenan'ny olona iray dia resahina toy ny hoe mandeha eo amin'ny lalana iray izany. DH: "hiaina amin'ny lalana... hanaraka ny ohatra"
|
||
|
|
||
|
# ratsy fanahy hofongorona eo amin'ny tany
|
||
|
|
||
|
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe fongoran'i Yaveh ny fanesorany ny olona hiala amin'ny tany, tahaka ny fanongotan'ny olona ny rantsana amin'ny hazo. Io dia azo atao hoe DH: "Ho esorin'i Yaveh hiala amin'ny tany ireo ratsy fanahy"
|
||
|
|
||
|
# ny ratsy fanahy... tsy manam-pinoana
|
||
|
|
||
|
Ireo dia mpamaritra anarana izay azo atao amin'ny endrika mpamari-toetra. DH: "ireo izay ratsy fanahy... ireo izay tsy manam-pinoana" na "olona rasty fanahy...olona tsy manam-pinoana"
|
||
|
|
||
|
# ny tsy manam-pinoana hofongorona eo amin'izany
|
||
|
|
||
|
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe fongoran'i Yaveh ny fanesorany ny olona hiala amin'ny tany, tahaka ny fanongotan'ny olona ny rantsana amin'ny hazo. Io dia azo atao hoe DH: "ho esoriny eo amin'izany ny tsy manam-pinoana"
|