plt_tn/num/33/08.md

12 lines
390 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitanisa ireo toerana izay nandehan'ireo Israelita taorian'ny nialan'izy ireo tany Egypta i Mosesy.
# namakivaky teny afovoan-dranomasina
Io dia manondro ny fotoana izay nizaran'i Yaveh ny Ranomasina Mena mba ahafahan'ireo Israelita mandositra ny tafika Egyptiana.
# loharano roa ambin'ny folo...hazo rofia fitopolo
"loharano 12...hazo rofia 70"