plt_tn/num/32/10.md

24 lines
605 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nirehitra ny hatezeran'i Yaveh
Yaveh lasa tezitra dia resahina toy ny hoe afo izay manomboka mandoro ny hatezerany. DH: "Nanjary tezitra mafy Yaveh"
# tsy hisy amin'ireo olona
"tsy nisy tamin'ny vahoaka." Io andianteny io dia manondro ny lehilahy sy vehivavy.
# roapolo taona no ho miakatra
"20 taona no ho mihoatra"
# tsy nanaraka Ahy tanteraka
Ny hoe nitokana ho an'i Yaveh sy ny mankatoa Azy dia resahina toy ny hoe nanaraka an'i Yaveh izy ireo. DH: "nankatoa tanteraka Ahy" na "tena nanokan-tena ho Ahy"
# Jefone...Nona
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Kenizita
Io dia anarana vondron'olona.