plt_tn/num/29/17.md

16 lines
715 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny andro faharoan'ny fivoriana
"ny andro faha-2n'ny firavoravoana." Eto ny teny hoe "fivoriana" dia manondro ny Firavoravoan'ny Herinandro.
# vantotr'ombilahy roa ambin'ny folo, ondrilahy roa, ary zanak'ondry lahy efatra ambin'ny folo
"vantotr'ombilahy 12, ondrilahy 2, ary zanak'ondry lahy 14"
# araka izay voadidy
DH: "araka izay nandidian'i Yaveh"
# ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ireo fanatitra sotroina amin'izany
Ny fanatitra hohanina dia tsy maintsy atolotra miaraka amin'ny fanatitra dorana. Ireo fanatitra sotroina dia tsy maintsy atolotra miaraka amin'ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra dorana. DH: "miaraka amin'ny fanatitra dorana sy fanatitra sotroina izay ampiarahina amin'ireo"