plt_tn/num/14/36.md

8 lines
446 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Koa ireo lehilahy izay...nampitaraina ny fiangonana rehetra ny amin'i Mosesy
Efa nalamina indray ny fampahalalana ao amin'ny 14:36 mba ho mora takarina ny heviny.
# matin'ny areti-mandringana teo anatrehan'i Yaveh
"matin'ny areti-mandringana teo anatrehany." Satria milaza izany fa maty teo anatrehany izy ireo, dia midika izany fa nahatonga azy ireo ho faty Izy. DH: "matin'ny areti-mandringana teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh izay nataony"