plt_tn/num/06/25.md

12 lines
623 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hampamirapiratra ny tavany aminao
Io dia fomba fiteny izay midika hoe manana fikasana tsara amin'ny olona. Afaka ambara amin'ny tsiky izany. DH: "mitsiky aminao" (UDB) na "hijery anao amin'ny hatsaram-panahy"
# Hijery anao amim-pankasitrahana
Eto ny andianteny hoe "hijery" dia midika hoe maneho fihetsika tsara amin'izany olona izany. DH: "maneho sitraka aminao"
# tsy maintsy hametrahan'izy ireo ny anarako
Eto i Yaveh dia miresaka momba ny fanambarana ireo Israelita toy ny hoe Azy amin'ny filazana fa manome ny "anarany" ho azy ireo Izy. DH: "tsy maintsy hamela ny vahoakan'Israely hahafantatra fa Ahy izy ireo"