12 lines
588 B
Markdown
12 lines
588 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# aoka tsy ho kely Aminao izao zava-tsarotra rehetra izay nihatra taminay ... mandrak'androany
|
||
|
|
||
|
Azo atao ny mizara izany ho lasa fehezanteny roa. "aoka tsy ho kely Aminao izao zava-tsarotra izao. Ny zava-tsarotra izay nihatra taminay ... mandrak'androany"
|
||
|
|
||
|
# zava-tsarotra ... izay nihatra taminay izao zava-tsarotra rehetra
|
||
|
|
||
|
Ny andian-teny hoe "nihatra taminay" eto dia miresaka ireo zava-dratsy izay nitranga toy ny olona izay mahatonga fanimbana.
|