20 lines
1.3 KiB
Markdown
20 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Nefa ny nofonay sy ny rànay dia mitovy tahaka ny an'ny rahalahinay ihany, ary ny zanakay dia mitovy amin'ny zanak'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Eto ireo Jiosy dia milaza fa izy ireo dia taranaka Jiosy mitovy amin'ireo Jiosy hafa ihany ary mitovy lanja amin'ireo hafa. Azo hazavaina ny hevitr'izany. DH: "Nefa ny fianakavianay dia Jiosy mitovy amin'ireo fianakaviana Jiosy hafa , ary ireo zanakay dia manan-danja aminay toy ny zanak'izy ireo eo imasony.
|
||
|
|
||
|
# ny nofonay sy ny rànay
|
||
|
|
||
|
Izany dia fomba fiteny izay manondro ny fianakavian'izy ireo. DH: "ny fianakaviany"
|
||
|
|
||
|
# ny sasany amin'ireo zanakay vavy dia efa nandevozina rahateo
|
||
|
|
||
|
DH: "Izahay dia efa nivarotra ny sasany tamin'ireo zanakay vavy ho andevozina"
|
||
|
|
||
|
# Nefa tsy ao amin'ny herinay ny hanao izany satria efa olona hafa no tompon'ny ny sahanay sy ny tanim-boalobokay ankehitriny.
|
||
|
|
||
|
Hatramin'ny tsy naha teo am-pelantanan'ireo lehilahy ny saha sy tanim-boalobok'izy ireo dia tsy afaka nampitombo vola hamelomana ny fianakaviany intsony izy ireo. Azo atao mazava ny hevin'izany fanambarana izany. DH: "Fa tsy afaka ny hanova ny zava-misy izahay satria efa olona hafa ankehitriny no tompon'ny sahanay sy ny tanim-boalobokay izay ilainay mba ahafahanay mivelona."
|
||
|
|
||
|
# tsy ao amin'ny herinay
|
||
|
|
||
|
Io dia fomba fiteny izay midika fa tsy manana fahefana hanaovana zavatra intsony izy ireo. DH: "tsy manan-kery izahay"
|