12 lines
402 B
Markdown
12 lines
402 B
Markdown
|
# Jesosy dia niseho tamin'ny endrika hafa tamin'ny roa tamin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Jesosy ilay olona izay hitan'ny "roa tamin'izy ireo," fa tsy mitovy amin'i Jesosy no hitan'izy ireo, ka tsy nahafantatra izy ireo hoe Jesosy io hitany io.
|
||
|
|
||
|
# roa tamin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
roa "tamin'ireo izay niaraka taminy"
|
||
|
|
||
|
# fa tsy nino izy ireo
|
||
|
|
||
|
Tsy nino izay nolazain'ireo anankiroa nandeha tao amin'ny tanàna ny ambin'ireo mpianatra.
|