24 lines
885 B
Markdown
24 lines
885 B
Markdown
|
# Mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina no hitrangan'izany
|
||
|
|
||
|
"Mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina izany fotoana izany" na "Mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina no hitranga izany zavatra izany"
|
||
|
|
||
|
# izay tsy mbola nisy
|
||
|
|
||
|
"lehibe noho izay efa nisy teo aloha." Izany dia mamaritra fa ho lehibe sy mahatsiravina ny fahoriana izay ho avy.
|
||
|
|
||
|
# nafohezin'ny Tompo izany andro izany
|
||
|
|
||
|
Afaka atao hoe: "nafohezin'ny Tompo izany andron'ny fahoriana izany" na "nafohezin'ny Tompo izany fotoan'ny fahoriana izany"
|
||
|
|
||
|
# nafohezina
|
||
|
|
||
|
lasa vitsivitsy ireo andron'ny fahoriana.
|
||
|
|
||
|
# dia tsy hisy nofo ho voavonjy
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe: "nofo" dia maneho ny olona. Eto ny "voavonjy" dia maneho ny famonjena ara-batana. DH: "tsy hisy ho voavonjy" na DH: "ho faty ny olon-drehetra"
|
||
|
|
||
|
# olom-boafidy, izay nofinidiny
|
||
|
|
||
|
Ireo teny roa ireo dia manasongadina fa Andriamanitra no nisafidy ireo olona ireo.
|