16 lines
742 B
Markdown
16 lines
742 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Ho valin'ny fanontanian'ireo mpianatra momba ny fandravana ny tempoly sy ny zavatra hiseho, Jesosy dia niteny azy ireo ny zavatra hiseho amin'ny ho avy.
|
||
|
|
||
|
# Ary raha nipetraka teo an-tendrombohitr'Oliva tandrifin'ny tempoly Izy, Petera
|
||
|
|
||
|
Tonga tao an-tendrombohitr'i Oliva izy ireo, ary nipetraka Jesosy. DH: "Taorian'ny nahatongavan'izy ireo tao an-tendrombohitr'Oliva, tandrifin'ny tempoly, dia nipetraka Jesosy. Ary Petera"
|
||
|
|
||
|
# mangingina
|
||
|
|
||
|
"rehefa irery izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# hitranga izany zavatra izany ... rehefa hitranga ireo zavatra ireo
|
||
|
|
||
|
Izany dia maneho izay nolazain'i Jesosy fa hiseho amin'ny vaton'ny tempoly. DH: "izay hiseho amin'ny fanorenana ny tempoly ... izay hiseho amin'ny fanorenana ny tempoly"
|