plt_tn/mrk/12/28.md

24 lines
915 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mpanora-dalàna iray mametraka fanontaniana lalina, izay novalian'i Jesosy.
# nanontany Azy izy hoe
"Ilay mpanora-dalàna nanontany an'i Jesosy"
# amin'ny fonao rehetra ianao, amin'ny fanahinao rehetra
Ny "fo" sy "fanahy" dia izay faniriana sy fihetsem-po. DH: "amin'izay fanirianao rehetra sy ny fihetsem-ponao rehetra"
# ny sainao rehetra, sy amin'ny herinao rehetra
Ny "saina" dia maneho ny eritreritry ny olona iray ary ny "tanjany" dia maneho ny tanjaky ny olona iray rehefa manao zavatra. DH: "amin'izay eritreritrao rehetra, sy izay ataonao rehetra"
# mitia ny namanao tahaka ny tenanao
Jesosy dia mampiasa io fanoharana io mba hampitahana ny fitiavan'ny olona ny olon-kafa amin'ny fitiavany ny tenan'izy ireo. DH: "tiavo tahaka ny hitiavanao ny tenanao ny namanao"
# noho ireo
Eto ny teny hoe: "ireo" dia maneho ireo didy izay vao nolazain'i Jesosy ny olona.