plt_tn/mrk/05/30.md

8 lines
468 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# fa nisy hery niala avy taminy
Rehefa nikitika an'i Jesosy ilay vehivavy, dia nahatsapa hery hanasitranana azy Jesosy. Tsy nisy hery manasitrana ny olona very tany amin'i Jesosy rehefa nanasitrana azy Izy. DH: "fa ny hery fanasitranany no nanasitranany an'ilay vehivavy"
# ireo vahoaka marobe mifanesika aminao ireo
Izany dia midika fa nitangorona nanodidina an'i Jesosy ny vahoaka ary nifanosika mba ho akaiky an'i Jesosy. Jereo ny dikan-teninao tao amin'ny 5:21