plt_tn/mrk/01/43.md

20 lines
902 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny teny hoe:"izy" eto dia ampiasaina mba haneho an'ilay boka izay nositranin'i Jesosy.
# Tandremo tsy hilaza na inona na inona amin'iza na amin'iza
"Tandremo tsy hilaza na inona na inona amin'iza na amin'iza ianao"
# asehoy amin'ny mpisorona ny tenanao
Jesosy niteny an'ilay lehilahy mba hampiseho ny tenany amin'ny mpisorona mba hahafahan'ny mpisorona mijery ny hodiny ka hahita fa afaka tanteraka ny habokany. Notakiana tao amin'ny lalàn'i Mosesy fa tokony hampiseho ny tenany eo amin'ny mpisorona ny olona iray raha voadio izy.
# asehoy ny tenanao
Ny teny hoe: "tenanao" eto dia maneho ny hoditr'ilay boka. "asehoy ny hoditrao"
# fijoroana vavolombelona ho azy ireo
Tsara kokoa ny mampiasa ny mpisolo tena hoe "izy ireo." Ireo mety ho dikany hafa dia: 1) "fijoroana vavolombelona amin'ireo mpisorona" na " 2) "fijoroana vavolombelona amin'ny olona."