24 lines
987 B
Markdown
24 lines
987 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Ity no fiandohan'ny tantara milaza ny nasetrin'ireo mpitarika Jiosy rehefa nandre ny amin'ny fitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Ary
|
||
|
|
||
|
Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao.
|
||
|
|
||
|
# ireo vehivavy
|
||
|
|
||
|
Manondro an'i Maria Magdalena sy ilay Maria hafa io.
|
||
|
|
||
|
# indro
|
||
|
|
||
|
Io dia manamarika ny fanomboahan-tranga vaovao ao amin'ny fizotry ny tanatara. Mety hisy olona hafa noho ny teo aloha ho tafiditra ao. Mety manana fomba hanehoana izany ny fiteninao.
|
||
|
|
||
|
# niresaka momban'ny olana tamin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"nitady hevitra teo amin'izy ireo." Nanapa-kevitra ny hanome vola ho an'ireo miaramila ireo mpisorana sy ireo loholona.
|
||
|
|
||
|
# Lazao amin'ireo hafa hoe: 'Tonga tamin'ny andro alina ireo mpianatr'i Jesosy ... raha mbola natory izahay.'
|
||
|
|
||
|
Azonao adika ho teny iray io. DH: "lazao amin'ny hafa fa tonga ireo mpianatr'i Jesosy ... raha mbola natory ianareo"
|