20 lines
1.1 KiB
Markdown
20 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Mamarana ny fanoharana momba ilay tompon-tany nanakarama mpiasa i Jesosy.
|
||
|
|
||
|
# Tsy manan-jo hanao araka izay tiako amin'izay ahy ve aho?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanontaniana ilay tompon-tany mba hibedesana ireo mpiasa izay nitaraina. DH: "Afaka manao izay tiako amin'ny fananako manokana aho"
|
||
|
|
||
|
# Sa mialona ve ianareo satria malala-tanana aho?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanontaniana ilay tompon-tany mba hibedesana ireo mpiasa izay nitaraina. DH: "Aza mialona hoe malala-tanana amin'ny olona hafa aho"
|
||
|
|
||
|
# Ka ny farany dia ho voalohany, ary ny voalohany ho farany
|
||
|
|
||
|
Mampitaha izao vanin'ando ankehitriny izao amin'ny vanin'andro ho avy i Jesosy. Ireo izay lehibe ankehitriny, dia ho raisin'Andriamanitra ho tsy misy dikany rehefa mametraka ny fanjakany eto an-tany Izy. Ireo izay toa tsy manan-danja ankehitriny, dia ho raisin'Andriamanitra ho toy ny lehibe rehefa mametraka ny fanjakany Izy. Jereo ny fomba nandikanao ny teny mitovy amin'izay ao amin'ny 19:29.
|
||
|
|
||
|
# Ka ny farany dia ho voalohany
|
||
|
|
||
|
Eto dia efa tapitra ilay fanoharana ary miresaka i Jesosy. DH: "Avy eo Jesosy niteny hoe: 'koa ny farany ho voalohany'"
|