20 lines
787 B
Markdown
20 lines
787 B
Markdown
|
# fa na dia ny amboa aza mba mihinana izay sombintsombiny latsaka avy amin'ny latabatry ny tompony
|
||
|
|
||
|
Ilay vehivavy dia namaly an'i Jesosy tamin'ny fampiasana ilay kisarisary mitovy amin'izay nampiasain'i Jesosy tao amin'ny ohabolana izay nolazainy. Ny tiany ho lazaina dia tokony ho afaka ny ahazo anjara kely amin'ny zava-tsoa izay arian'ireo Jiosy ireo izay tsy Jiosy.
|
||
|
|
||
|
# amboa
|
||
|
|
||
|
Mampiasà teny izay mahalaza ny biby ataon'ny olona fiompy izay mety hitovy habe amin'ny amboa. Adikao araka ny nataonao ao amin'ny 15:24.
|
||
|
|
||
|
# ho tanteraka
|
||
|
|
||
|
Azo adika hoe DH: "Ho ataoko"
|
||
|
|
||
|
# sitrana ny zanany vavy
|
||
|
|
||
|
Azo atao hoe DH: "Nositranin'i Jesosy ilay zanany vavy" na "ary lasa salama ilay zanany vavy"
|
||
|
|
||
|
# tamin'izany ora izany
|
||
|
|
||
|
Io dia fomba fiteny. DH: "Tamin'io fotoana io indrindra" na "Avy hatrany"
|