24 lines
1.0 KiB
Markdown
24 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Manohy mampianatra ireo mpianany ny amin'ny antony tsy tokony hatahoran'izy ireo ny fanenjehana izay mety hiaretan'izy ireo rehefa mandeha mitory i Jesosy.
|
||
|
|
||
|
# izay rehetra manaiky Ahy eo anatrehan'ny olona
|
||
|
|
||
|
"na iza na iza milaza amin'ny hafa fa mpianatro izy" na "na iza na iza manaiky eo anatrehan'ny olona hafa fa tsy mivadika amiko"
|
||
|
|
||
|
# dia ho ekeko ihany koa eo anatrehan'ny Raiko izay any an-danitra
|
||
|
|
||
|
Azonao atao mazava kokoa ity resaka izay efa fantatra ity. DH: "ho ekeko eo anatrehan'ny Raiko izay any an-danitra koa fa ahy ireo olona ireo"
|
||
|
|
||
|
# ny Raiko
|
||
|
|
||
|
Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io.
|
||
|
|
||
|
# izay mandà Ahy eo anatrehan'ny olona
|
||
|
|
||
|
"raha misy olona mandà Ahy eo amin'ny olona hafa fa tsy mivadika amiko izy" na "na iza na iza mandà ny hanaiky Ahy eo amin'ny hafa fa mpianatro izy"
|
||
|
|
||
|
# ho laviko ihany koa eo anatrehan'ny Raiko izay any an-danitra
|
||
|
|
||
|
Azonao atao mazava kokoa ity resaka izay efa fantatra ity. DH: "Ho laviko eo anatrehan'ny Raiko izay any an-danitra fa ahy io olona io"
|