20 lines
631 B
Markdown
20 lines
631 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Tapitra ny famaritan'i Jesosy ny toetoetry ny olona sambatra.
|
||
|
|
||
|
# ianareo
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "ianareo" dia ilazana fahamaroana.
|
||
|
|
||
|
# miteny ny karazana lainga ratsy rehetra hanohitra anareo nohon'ny amiko
|
||
|
|
||
|
"miteny ny karazana lainga ratsy rehetra momba anareo nohon'ny amiko" na "milaza zavatra ratsy izay tsy marina momba anareo"
|
||
|
|
||
|
# nohon'ny amiko
|
||
|
|
||
|
"satria manaraka Ahy ianareo" na "satria mino Ahy ianareo"
|
||
|
|
||
|
# Mifalia sy miravoravoa
|
||
|
|
||
|
Ny hoe "Mifalia" sy "miravoravoa" dia saika mitovy dika. Tsy tian'i Jesosy hifaly fotsiny ihany ireo mpiaino Azy fa tokony hanao mihoatra noho ny mifaly raha azo atao.
|