24 lines
1.0 KiB
Markdown
24 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# nijery mahitsy azy sy niteny hoe
|
||
|
|
||
|
''nijery mahitsy an'i Petera ary niteny tamin'ny olona teo an-tokontany''
|
||
|
|
||
|
# Ity lehilahy ity koa niaraka taminy
|
||
|
|
||
|
Ilay vehivavy niteny ny olona ny momban'i fiarahan'iPetera tamin'i Jesosy. Mety tsy fantany ny anaran'i Petera.
|
||
|
|
||
|
# Fa Petera nandà izany
|
||
|
|
||
|
''Fa Petera nilaza fa tsy marina izany''
|
||
|
|
||
|
# Ry vehivavy, tsy fantatro Izy
|
||
|
|
||
|
Tsy fantatr'i Petera ny anaran'ilay vehivavy. Tsy naniratsira azy izy tamin'ny fiantsoana azy hoe ''ry vehivavy.'' Raha mihevitra ny olona hoe naniratsira azy izy, dia afaka mampiasa fomba ara-kolontsina iray azo ekena ho an'ny lehilahy miresaka amin'ny vehivavy izay tsy fantany ianao.
|
||
|
|
||
|
# Ianao koa iray amin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
''ianao koa dia isan'ireo mpianatr'i Jesosy''
|
||
|
|
||
|
# Ry lehilahy, tsy izy aho
|
||
|
|
||
|
Tsy fantatr'i Petera ny anaran'ilay lehilahy. Tsy naniratsira azy izy tamin'ny fiantsoana azy hoe ''ry lehilahy.'' Raha mihevitra ny olona hoe naniratsira azy izy, dia afaka mampiasa fomba ara-kolontsina iray azo ekena ho an'ny lehilahy miresaka amin'ny lehilahy izay tsy fantany ianao.
|