plt_tn/luk/20/15.md

16 lines
692 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tapitra ny filazan'i Jesosy ny fanoharany tamin'ny vahoaka.
# Noroahin'izy ireo niala ny tanim-boaloboka izy
''noteren'ireo mpamboly hivoaka ny tanim-boaloboka ilay zanaka lahy''
# Inona ary no ho ataon'ny tompon'ilay tanim-boaloboka amin'izy ireo?
Jesosy nampiasa fanontaniana mba hisarihana ireo mpihaino hifantoka amin'izay mety ho ataon'ilay tompon'ny tanim-boaloboka. DH: ''Ary izao, henoy izay ho ataon'ny tompon'ny tanim-boaloboka amin'izy ireo''
# sanatria amin'Andriamanitra!
''Andriamanitra anie hanakana izany tsy hitranga!'' na ''enga anie mba tsy hitranga mihintsy izany!'' Naneho mafy ny fanirian'izy ireo tsy hitrangan'izany izy ireo.