plt_tn/luk/19/16.md

20 lines
520 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny voalohany
''Ny mpanompo voalohany''
# Tonga teo anoloany
''nankeo anoloan'ilay tandapa''
# ny farantsanao dia nahazo tombony farantsa folo mihoatra
Ity dia milaza fa ilay mpanompo no nahatonga ilay tombony. DH: ''Nampiasaiko hangalana tombony folo mihoatra ny farantsanao''
# Tsara izany
''Nety ny nataonao.'' Ny fiteninao dia mety manana fehezanteny izay hampiasain'ny mpampiasa mba hampisehoana fankatoavana.
# kely dia kely
Ity dia maneho ilay farantsa iray, izay tsy noraisain'ilay tandapa ho vola be.