plt_tn/luk/16/24.md

24 lines
639 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nihikiaka mafy izy ary niteny hoe
"niantso mafy ilay lehilahy mpanan-karena hiteny hoe" na "niteny mafy tamin'i Abrahama izy"
# Abrahama Ray
Abrahama no razamben'ireo Jiosy rehetra, ao anatiny ilay lehilahy manan-karena"
# mamindrà fo amiko
"mamindrà fo amiko ra sitrakao"
# alefaso Lazarosy
"amin'ny fanirahana an'i Lazarosy" na "ary asaivo manatona ahy Lazarosy"
# handrombohany ny tendron'ny rantsan-tanany
DH: "mba handena ny tendron'ny rantsan-tanany"
# fa ato anatin'ny fangirifiriana mafy anatin'ity afo ity aho
"ao anatin'ny fanaintainana mafy ato anatin'ity afo ity aho" na "mijaly mafy aho ato anatin'ity afo ity"