32 lines
1.3 KiB
Markdown
32 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Ny Tompo namaly azy
|
||
|
|
||
|
"Ny Tompo namaly ilay mpanapaky ny synagoga"
|
||
|
|
||
|
# mpiatsaravelatsihy
|
||
|
|
||
|
Jesosy miresaka mivantana amin'ny mpanapaky ny synagoga, fa ao anatin'izany koa ireo mpanapaka fivavahana hafa. DH: "Ianao sy ireo mpitarika fivavahana namanao dia mpiatsaravelatsihy"
|
||
|
|
||
|
# Moa ve tsy samy mamaha ny boriky ... Sabata?
|
||
|
|
||
|
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hisainan'izy ireo zavatra izay efa fantatr'izy ireo. DH: "Ianareo dia mamaha ny boriky ... Sabata"
|
||
|
|
||
|
# boriky na ombiny
|
||
|
|
||
|
Ireo dia biby izay karakarain'ny olona amin'ny fanomezana rano azy ireo.
|
||
|
|
||
|
# amin'ny andro Sabata
|
||
|
|
||
|
Ny fiteny sasany dia manao hoe "Sabata iray" satria tsy fantantsika hoe andro Sabata miavaka inona izany.
|
||
|
|
||
|
# Zanaka vavin'i Abrahama
|
||
|
|
||
|
Ity dia fomba fiteny izay midika hoe "taranak'i Abrahama"
|
||
|
|
||
|
# izay voafatotr'i Satana
|
||
|
|
||
|
Jesosy mampitaha ny olona mamatotra biby amin'ny fomba famehezan'i Satana ny vehivavy amin'ity aretina ity. DH: "izay tazomin'i Satana handringa amin'ny aretiny" na "izay fatoran'i Satana amin'ny aretina"
|
||
|
|
||
|
# tsy tokony mba ho vahana ve ny fatorany amin'ny andro Sabata?
|
||
|
|
||
|
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hanamelohana ilay mpanapaky ny synagoga. Jesosy dia miresaka momban'ny aretin'ilay vehivavy toy ny hoe tady izay mamatotra azy izany. DH: "ara-dalàna ny manafaka azy amin'ny fatorany amin'ny andro Sabata"
|