plt_tn/luk/12/29.md

12 lines
340 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aza mitady izay ho haninareo sy ho sotroinareo
"Aza mifantoka amin'izay ho haninareo sy ho sotroinareo"
# ireo firenena rehetra eto amin'izao tontolo izao
Eto ny "firenena" dia maneho ireo "tsy mpino." DH: "ireo olona avy amin'ny firenena hafa" na "ireo tsy mpino eran-tany"
# ny Rainareo
Ity dia fiantsoana lehibe an'Andriamanitra.