16 lines
741 B
Markdown
16 lines
741 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Ity no faran'ny fizarana ao amin'ny tantara izay nisakafoan'i Jesosy tao amin'ny tranon'ilay Fariseo. Ireo andininy ireo dia milaza ny mpamaky izay nitranga taorian'ny fizarana lehibe amin'ny fiafaran'ny tantara.
|
||
|
|
||
|
# Taorian'ny nialan'i Jesosy teo
|
||
|
|
||
|
"rehefa nandao ny tranon'ilay Fariseo Jesosy"
|
||
|
|
||
|
# niady hevitra taminy ... sady niezaka ny hamandrika Azy
|
||
|
|
||
|
Ireo mpisoronabe sy Fariseo dia tsy niady hevitra mba hiarovana ny fomba fijerin'izy ireo, fa mba hamandrihana an'i Jesosy mba ho afahan'izy ireo miapanga Azy amin'ny fandikana ny lalàn' Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# niezaka ny hamandrika Azy tamin'ny teniny ihany
|
||
|
|
||
|
Ity dia midika fa tian'izy ireo hilaza zavatra diso Jesosy mba afahan'izy ireo miapanga Azy.
|