plt_tn/luk/11/32.md

20 lines
557 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ireo lehilahin'i Ninive
Mety hanampy ny filazana mazava tsara fa ity dia maneho ny tanànan'i Ninive taloha. DH: "Ireo lehilahy nipetraka tao amin'ny tanànan'i Ninive taloha"
# ity taranaka ity
"ny olona amin'izao fotoana"
# satria nibebaka izy ireo
"satria nibebaka ireo olon'i Ninive"
# misy olona lehibe noho Jona eto
Mety hanampy ny filazana mazava tsara fa tsy nihaino an'i Jesosy izy ireo. DH: "Izaho dia lehibe noho Jona fa tsy nibebaka ianareo"
# olona lehibe noho Jona
Jesosy miresaka momban'ny tenany. DH: "Izaho dia lehibe noho Jona"